Fanangonana ny voka pifidianana - zava-misy 3 andro ao aorianny - TopicsExpress



          

Fanangonana ny voka pifidianana - zava-misy 3 andro ao aorianny fifidianana. Cenit = 2 525 BV (rapport 27 octobre 2013 à 15 h 30 MDG) Orange Madagascar = 2 267 BV (28 octobre 2013 à 1 h 00 MDG) ---- Sosokevitra 1- Hafainganina araka izay tratra ny fanangonana ny vokatra. 2- Hamafisina ny fanaraha-maso ny fanangonana ny valim-pifidianana sy ny fitondrana ny valim-pifidianana mankany aminny ivo-toeranny Cenit eny anivonny Faritra 3- Raha azo atao, asio unité mobile Cenit aminireo distrika tena saro-dalana ka tonga dia atao eo ny fizahana, saisie nireo valim-pifidianana ary atrehinireo mpanaramaso ofisialy sy ireo délégués nny candidat izany rehetra izany.
Posted on: Sun, 27 Oct 2013 23:25:26 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015