OLANA 3 : slt gbl!mba atao anonime azafad de mb publieo ao! za - TopicsExpress



          

OLANA 3 : slt gbl!mba atao anonime azafad de mb publieo ao! za vevav 22ans manana olana : za efa manambady de za tena tia azy ary izy ku tia ahy fa ts de tia be ! ny olana de matetika izahay no miady de za ts manoitra mints ar mis ar miafara @ fandroahana munts, nefa za ts mety fa menatra @fiaraha monina de miaritra za fa ny tokatrano hono fiafiana sy ts ahahaka, ar ts lazaiko @fianakaviak munts zan ! Inona no ataok hiaritra ian ve amzay iz mba hiova sa aon ? mba toroy hevitra re fa mjaly be ! mb atao sérieux le iz azafad !
Posted on: Mon, 05 Aug 2013 09:00:36 +0000

Trending Topics




© 2015