Salama ee,Manaova faranny herinandro feno fifaliana ô hoy izahay - TopicsExpress



          

Salama ee,Manaova faranny herinandro feno fifaliana ô hoy izahay mpanentana ny #morningd. Ndao mba hanala azy kely : Iza no anaram-bositry ny (surnom) anny mpampianatra anao taloha ? Fa naninona no nopetahana anizany ny anarany, misy antony manokana ve ? ianao ve no namorona azy sa efa anarana niantsoana azy hatraminy nidiranao nianatra? Dia fantany ve na efa notenenina azy ve io surnom-any io sa ny mpianatra ihany no mahalala azy ? Dia raha fantany dia tezitra ve izy ? Lalao : Iza no mpivarotra kojakoja fanaovana fanatanjahantena lehibe indrindra eto Madagasikara ? (Valio fa izay tsara vintana dia omena baolina basket)
Posted on: Sat, 09 Nov 2013 03:53:05 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015