Salamo 25 : 15-21. Ny masoko mijery ani Jehovah mandrakariva; fa - TopicsExpress



          

Salamo 25 : 15-21. Ny masoko mijery ani Jehovah mandrakariva; fa Izy no nanafaka ny tongotro taminny fandrika harato. Todiho aho, ka amindrao fo, fa irery aho ka mahantra. Ny fahorianny foko efa mihalehibe; afaho aminny fahatereko aho. Jereo ny fahoriako sy ny mavesatra amiko, ka mamelà ny fahotako rehetra. Jereo ny fahavaloko, fa maro izy; ary loza ny fankahalàny ahy. Arovy ny fanahiko, ka vonjeo aho; aoka tsy ho menatra aho, fa mialoka aminao. Aoka ny tsi-fisian-tsiny sy ny fahitsiana no hiaro ahy; fa miandry Anao aho.
Posted on: Sat, 26 Oct 2013 18:30:27 +0000

Trending Topics




© 2015