80 taona raha ela ny fotoana iainantsika eto amboninny tany! Tsy - TopicsExpress



          

80 taona raha ela ny fotoana iainantsika eto amboninny tany! Tsy azo ialana zany. Fa fantatsika ve fa 30taona aminio 80taona io dia lanintsika hatorina? Zany hoe 50 taona raha betsaka ny tena atao hoe fiainana! Izaho aloha dia efa nanapa-kevitra fa tsy holaniako hatoritoriana intsony ny fiainako fa be ny azo atao eto. Ary afaka miaina am-pifaliana sy fiadanana ankoatry ny revirevy mahazatra izay manimba eto aminity tany ity! Dia ny fiderana anAndriamanitra izany! Tsy ampy ahy ny fotoanako izarako izany fiadanana sy fifaliana izany hoanny manodidina ahy, ny fianakaviako, ny fiaraha-monina ary ny fireneko. Raha mbola afaka matory ianao dia mbola manam-potoana izany Aza tia torimaso ianao, fandrao tonga malahelo; Ahirato ny masonao, dia ho voky hanina ianao. (Ohabolana 20:13)
Posted on: Fri, 08 Nov 2013 05:36:31 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015