ANONYME Za bnd,za miaraka @ sipa d tiko izy ar izy koa tia ana.ny - TopicsExpress



          

ANONYME Za bnd,za miaraka @ sipa d tiko izy ar izy koa tia ana.ny olana anefa d misy sipa zay meilleur amie-ko k io sipa io tara @ko ary napafatariny ana mihintsy f tiny za. Otran ts t iditra lalina @zany aho satria mfankafatatr secret za s io namako io,ar za ts t ampirafy n sipako satria tiko izy kanefa le namako misisika b. in n tkn atwk kay f mtad isabôté anay le namako f ef manomboka afa2 iz @zao.merci #Hakuna Matata
Posted on: Fri, 06 Sep 2013 18:49:15 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015