Andro faharoa aminity herinandro ity isika ary antenainay fa ho - TopicsExpress



          

Andro faharoa aminity herinandro ity isika ary antenainay fa ho feno tsikitsiky izany ho antsika rehetra Ny goûter na solosakafo dia ilainny zaza, ny ankizy eny nyrehetra mihitsy ao anatinny tontolo andro iray Tokony omena vola ary ve ny ankizy sa sakafo dia mety hatao goûter? ohatrinona no tokony ho vola omena raha collégien, lycéen na universitaire ny olona iray? Ho antsika efa miasa kosa, ohatrinona isanandro eo no laninao aminizany? Raha oharina taminny 10 taona lasa nisy fihovana ve izany?
Posted on: Tue, 03 Dec 2013 03:19:10 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015