".........Ary Jakoba namory ny zananilahy ka nanao hoe: Mivoria - TopicsExpress



          

".........Ary Jakoba namory ny zananilahy ka nanao hoe: Mivoria hianareo, mba hanambarako aminareo izay ho tonga aminareo any am-parany. DANA hitsara ny olony tahaka ny anankiray amin’ ny firenen’ ny Isiraely. Dana ho menarana ao amoron-dàlana, Ho bibilava misy tandroka ao an-dàlana izy, Izay manaikitra ny kitrokelin’ ny soavaly, Ka potraka miantsilany ny mpitaingina azy." Genesisy 49 : 1 & 16-17
Posted on: Sun, 29 Sep 2013 13:04:01 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015