BLAGUE Lasa nangalatra pibasy tany ampiangonana i Bema dia tsy - TopicsExpress



          

BLAGUE Lasa nangalatra pibasy tany ampiangonana i Bema dia tsy nikiloty izy. Tsatra ngah Môpera teo ambody pibasy izy. Hoy mopera : anaka ty mis vola ividiana kiloty . Lasa nandeha tany @ Ledouma i Bema , ka hoy izy t@y : - ô ry Ledouma a!! tratra mopera tsy ny kiloty teo ambody pibasy aho d nomen vola. Ny ariva ... Lasa koa ary Ledouma ary tsy nkilôty nianika pibasy . Ita môpera ary izy ka ahoana hoy môpera : - Anaka ty misy 300 ividiananao razoara bika. #GTM ¤
Posted on: Mon, 08 Jul 2013 16:11:03 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015