FAHAVARATRA O! Maniry indrindra aho, hiantefa any ho any Ka ho - TopicsExpress



          

FAHAVARATRA O! Maniry indrindra aho, hiantefa any ho any Ka ho tonga aminao Hitondra bitsika mangina raha tany koa ny tany Izao voasoratro eto izao... Ahafantaranao ry aiko fa ilay tia sy nandala Nivetsovetso samy irery, Niritsodritsoka mazana nefa tsy nandika vala Lay ratra tsy nanako-pery. Fa nivalona ny andro, lasa mihitsy ny FAHINIKO Efa nionona ela aho. Saingy ekeko kosa anio fa nitobaka ny siniko Ary ny orana NITRAHO... Clarisse RATSIFANDRIHAMANANA
Posted on: Wed, 17 Sep 2014 09:06:27 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015