Fantatrao ve fa ireo vola be laniana amin ny fifidianana dia tsy - TopicsExpress



          

Fantatrao ve fa ireo vola be laniana amin ny fifidianana dia tsy maintsy miverina amin ny tompony na koa misy takalony aminny harena sarobidinny firenena? Izany avokoa ny ankamaroanny tranga eto afrika. Ny antsika dia ny fitiava-tanindrazana no nanosika antsika hivarotra izay kely fananana hanatanterahana araka izay tsotra indrindra ny fampielezan-kevitra. Mba ho lesona ihany koa ho anny mpiray tanindrazana fa tsy ny vola no mahatsara na maharatsy ny kandida. Raha sitraponAndriamanitra ka lany soa aman-tsara isika, dia tsy ho voafatotrinny sasany na koa voatery hangalatra hamerenana ny vola natobaka taminny propagandy.
Posted on: Sat, 12 Oct 2013 15:17:21 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015