Hisy lalao fitsapana ny Makis de Madagascar ny Alarobia 16 Oktobra - TopicsExpress



          

Hisy lalao fitsapana ny Makis de Madagascar ny Alarobia 16 Oktobra ao aminny kianja Makis. Io lalao io dia ihaonany aminny TFMA Anjaranny Section Avaradrano indray izao ny fiofanana rehefa vita soamantsara ny anny section Ambohidratrimo. Somary vitsivitsy ihany no tonga tao ka entanina isika ho tonga eny Sabotsy Namehana (Salle commune) ny Zoma 18 Oktobra aminny 8 ora maraina ireo rehetra maniry ny ahazo io fiofanana io indrindra ny entraineur Top 14. Ny entraineur any Avaradrano no tena andrasana betsaka aminio. Avy eo dia any Imerintsiatosika indray ny Sabotsy ny fiofanana hoanny mpanentana Get Into Rugby (Fitaritana ny matahotra sy ny tsy mbola nilalao Rugby mba hilalao)
Posted on: Tue, 15 Oct 2013 15:16:59 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015