INONA ARY TY MIFAMONO TY !!!!! anonyme azafady fa publiena.blem za band 27 ans manambdy mananjanaka lah kel . n olana d zao teo amn 1an teo za chomage fa n vadiko no nampiditra na izan aza mb nataoko we nahafen n banga tao anatnzan a ! tamzan iz nef navita manalika ra zay n ilazana ar ts nahtana na d klo atao sorä aza. amzao anefa d niezaka ka nahatsangana agence immo d ts zakan satria naverko tamin n nataon tamiko fa juste depense/jrs sisa n apetrako. zao iz mahavita mkastanana mhts d nvonoiko d nalain Rad an tato iz. ny Cas mis amzao d +ou-rava tateraka n amnay. aona n am zanako possible v we za n mtaiza az ? mb mila fanampina o!
Posted on: Fri, 18 Oct 2013 08:31:12 +0000