Indray andro ,nisy mpivady zay nanao vacance tany - TopicsExpress



          

Indray andro ,nisy mpivady zay nanao vacance tany Angleterra. Nahita voalavo ty ramatoa ka taitra ary niantso ny vadiny. Niantso ny tao @ reception ty vadiny kanefa ts fantany ny dikan oe souris @ teny anglisy, zao nefa ny nataony : Husband : hello, room service !? Room service : yes sir, can i help you ?? Husband : do you know Tom & Jerry ? Room service : of course yes !! Husband : Jerry is here !! --> asio jaime ra hitanao fa nety ny fikany ^_^ #mimix
Posted on: Wed, 09 Jul 2014 11:44:09 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015