Manakory ee, manasa anao indray hiraka aminay aminny #morningd, ho - TopicsExpress



          

Manakory ee, manasa anao indray hiraka aminay aminny #morningd, ho lafatra anie ity Alarobianao ity :) Ahoana ny niainanao ny fisarahanao t@ olon-tianao ? Nalahelo nandritry ny firy andro ? Inona no tena nampisaraka anareo ? Ahoana ny fomba nilazanao hoe ndao hisaraka na nilazany azy ihany koa ? Tsy afaka niverenana intsony ve ? Dia ahona rehefa mihaona aminizao ? Mifampiavona sa lasa mifampiarahaba toy ny mpinamana ? Inona ny vahaolana hialàna aminny famoizam-po diso tafahoatra ?
Posted on: Wed, 30 Oct 2013 03:51:03 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015