NY TENY HOE FITIAVANA.... MENDRIKA ANIZANY TENY IZANY VE NY VAVAN - TopicsExpress



          

NY TENY HOE FITIAVANA.... MENDRIKA ANIZANY TENY IZANY VE NY VAVAN NY FOZA... ARTISTA SADY TIA VOLA NO TIA VONINAHITRA NY MANOHANA ANIREO!! O REY OLONA A, RAHA VAO MIZARA VOLA DIA RAISOA , MANOME SAKAFO DIA HOANO, MANAO SPECTACLE DE JEREO fa ny antsika ny antsika ihany!! Ho voafitaky ny fahatongavanny olona maro be eny indray mantsy dia avy eo hoe nisy nangala-bato!! Efa tonga saina ny gasy kely fa ajanony ny resa-be fa na tsara tarehy toy ny anjely aza ianao, na miraratra volamena aza ny tenanao, na inona fahaizanareo miresaka ny anay efa matotra ny safidinay!! Tsy miala aminizay efa anay izahay!!
Posted on: Wed, 04 Dec 2013 06:52:07 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015