Ny teny nataonny filoha teo aloha no nahatonga ny fitondrana sy - TopicsExpress



          

Ny teny nataonny filoha teo aloha no nahatonga ny fitondrana sy ny mpitandro filamina handray andraikitra entitra. Tsy nanao antso fampihavanana no nataony ary tsikaritry ny rehetra izany hafa tsy ireo mpomba aningahy Ravalomanana. Tsy fandraisana anjara aminny fampandrosoana ani Madagasikara no tadiaviny fa ny hangalana ny fanjakana indray, toy ny taminny 2002 araky izay efa nolazainy teny aminny Magro satria tsy mahandry ny taona 2018 hono ny tenany. Tsy lainga, tsy forona io fa teny nataony mazava .Présidence de la République de Madagascar Lapani Iavoloha
Posted on: Wed, 15 Oct 2014 21:04:53 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015