Ny vorona... Ny vorona nisidina, nanakatra ny lanitra Ka - TopicsExpress



          

Ny vorona... Ny vorona nisidina, nanakatra ny lanitra Ka namakivaky ny tontolo tsy hita maso. Ny fanahinao poeta raha te ho tonga lavitra Asidio malaky eny aza asiana andraso! Fa raha iny vorona iny no tafaverina avy any Dia tadidio fa ny vavany hisolitika sakafo. Dia toy izany koa ny fanahinao hankany Hivimbin-drotsirotsy harindranao ho kanto! Dia aminizay ialahy No ho poeta ngezalahy Poetanny fanahy! Zazangaly 27-07-14
Posted on: Sun, 05 Oct 2014 17:37:43 +0000

Trending Topics



height:30px;">
People have been saying i go love o and asking me who my first

Recently Viewed Topics




© 2015