Zao no interpretation azo heverina raha ny voka-pifidianana filoha - TopicsExpress



          

Zao no interpretation azo heverina raha ny voka-pifidianana filoha sy ny tontolo manodidina azy no asian-teny: 1. Nasehonny faritany 5 fa tsy ANTANANARIVO irery ihany no manan-danja.Mila jerena sy tsy atao anjorom-bala ary tsy hatao zanaki kala hafa ny faritany 5! 2. Tena fetsy ry zala ekipani ANDRY nanolotra kandida maromaro t@ iny fifidianana iny satri possible vita 1er tour azon RAVALOMANANA iny raha vitsy teo ny mpifaninana.Isany systEme delimination indirecte Ireny DEBAT TELEVISE ireny raha ny fijeriko azy. 3. Manantena DECENTRALISATION EFFECTIVE ny FARITANY 5 ka ny lesoka nataonny mpitondra nifandimby teo aloha dia tsy tokony haverinny mpitondra ankehitriny fa vokatrizay dia mety ahatanteraka ilay ETAT FEDERE(mizara ETAT 3 MADAGASIKARA): TRIANGLE DU NORD(DIEGO+MAJUNGA+TAMATAVE),CENTRE(TANA),SUD(FIANARANTSOA+TULEAR).Misoko mangina ary efa ela io resaka FEDERALISME io no voizina fa hatreto aloha dia misy miandry kendry tohana hisy hanao FAUSSE ROUTE dia raikitra io!
Posted on: Sun, 19 Jan 2014 20:31:40 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015