ღ Marion - Tsy misy ahasolo anao ღ - Teo aloha tsy mba - TopicsExpress



          

ღ Marion - Tsy misy ahasolo anao ღ - Teo aloha tsy mba nandinika ny saiko toa tsirambina reo rehetra natao Tsy nitsinjo izay hiseho any aoriana , fa nanao izay hahafaly ahy Iny ianao nangina nolazaiko fa variana Diso anefa aho hoy ianao Nitomany ianao toa tampoka ho ahy Tia aho ka tsy sahy hoy ianao mijery ahy fitiavana no ilaiko izay nataonao hofafaiko hoy ianao Ref : Tsy misy ahasolo anao ireo diso eny avelao Any andro iray ireo ditrako hatrizay Hiova ho fahendrena hanaja anao ilay efa nekena Raiso ny tanako androany, Hadinoy ireo vitako hatrizay Ilay fitia ho anao , izay niery tato anaty Tsy mioa ho anao na mandra-maty mandrakizay -Izay vitako na kely aza fafanao Fa mba tonga saina kely aho ny androany Izay mamy aoka eny aza ariana fa natokako ho anao Ny foko no miteny mba raiso anao re na dia kely Tsy tofoka na tsy mba niteny,Nandefitra aho na navela irery Nahafantarako anao ireny ny hatezeranao tsy mba heno Kanefa aleoko ihany mibedy ianao na manotany Ref: Tsy misy ahasolo anao... - Ny foko no mijaly, mahitanao tomany Ka mamela ry tiako aza mbola lavinao androany Tena tia anao foana aho na nania Ref : Tsy misy ahasolo anao...
Posted on: Sun, 22 Sep 2013 10:11:37 +0000

Trending Topics



"stbody" style="min-height:30px;">
El Tapirazo de Efrain Orantes Abadia nos cuenta sobre la
I thought of my mother and wrote something for
So we start the day anew..... The Keeneland Sale begins its
Time nor tide wait for no man. Anonymous Whatever you want to
Certified Nursing Assistants no doubt find their work very
AMIGOS LEIAM COM ATENÇÃO VIA TELEXFREE-ACRE Leiam e entendam
Il est 20h...mais on est mardi, soit à 24h du lancement de la

Recently Viewed Topics




© 2015