Efa andro farany izao;mila vita tombo-kasehy ny mpino Efesiana 4 - TopicsExpress



          

Efa andro farany izao;mila vita tombo-kasehy ny mpino Efesiana 4 : 30. Ary aza mampalahelo ny Fanahy MasinAndriamanitra, Izay nanisiana tombo-kase anareo ho aminny andro fanavotana.Apokalypsy 7 : 2. Ary hitako fa, indro, nisy anjely hafa koa niakatra avy tany aminny fiposahanny masoandro, nanana ny fanombohan-kasenAndriamanitra velona; ary iry niantso ny anjely efatra izay navela hanimba ny tany sy ny ranomasina taminny feo mahery nanao hoe: 3. Aza manimba ny tany, na ny ranomasina, na ny hazo, mandra-panisinay tombo-kase eo aninny handrinny mpanomponAndriamanitsika.Efa vita tombo-kasehy ve ianao?mandosira hamonjy ny ainao?tadiavo ny Fanahy Masina... Asap19;3:Ary raha mbola tany Korinto Apolosy, dia nitety ny tany ambony Paoly ka tonga tany Efesosy, dia nahita mpianatra sasany teo izy 2.2. ka nanao taminy hoe: Efa noraisinareo va ny Fanahy Masina, fony vao nino ianareo? Fa ireo nanao taminy hoe: Tsy renay akory fa efa nomena ny Fanahy Masina. Ary hoy Paoly: Ho amininona ary no nanaovana batisa anareo? Dia hoy ireo: Ho aminny batisani Jaona. 4.4. Fa hoy Paoly: Jaona nanao ny batisanny fibebahana ka nilaza taminny olona hino Izay ho avy manaraka azy 5.5. Ary raha nahare izany izy, dia natao batisa ho aminny anarani *Jesoa Tompo. nametrahani Paoly tanana izy, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina; ary niteny taminny teny tsy fantatra izy sady naminany. 7;tadiavo ny Fanahy Masina dia mandosira hamonjy ny hainao.
Posted on: Sun, 24 Nov 2013 20:10:49 +0000

Trending Topics



ght:30px;">
Drain na drain na ang utak ko... hBV ..hBSag..HaV ...hBseg ..Igm
Filipinos love a good scare. There are World War II-related sites
RELAKS, ITS JUST PAG-IBIG! A story that will remind you of your
Visual intelligence (which previously only animals/humans had),

Recently Viewed Topics




© 2015