METIERS : ETRE POISSONNIER A MADAGASCAR Mbola ao anatin’ny - TopicsExpress



          

METIERS : ETRE POISSONNIER A MADAGASCAR Mbola ao anatin’ny taom-panjonona tanteraka ny rano mamy amin’izao fotoana izao na dia ao anatin’ny vim-potoanan’ny mangatsika aza, miakatra ny trondro avy amin’ireo faritra be trondro toy ny Miandry Vazo, ambatondrazaka… Mbola hita eny antsena eny avokoa ireo karazan-trondron-dranomamy mapiavaka ity Nosy ity toy ny Amalona, ny tilapia, ny trondro vahiny (Carpe), ny lavazipo ary ny gogo. Lire la suite >>> goo.gl/6HPb6I
Posted on: Sun, 10 Aug 2014 13:16:36 +0000

Recently Viewed Topics




© 2015