Matahotra ve ianao? aza matahotra fa mbola misy ny azo antenaina - TopicsExpress



          

Matahotra ve ianao? aza matahotra fa mbola misy ny azo antenaina ahavonjy anao tsy ho lasa any @ ty fijaliana mandrakizay dia : NY FANDRAISANA ANI JESO KRISTY AO AM-PO, FIBEBAHANA TANTERAKA , VAKIO NY BAIBOLY FA AO NO AHITANA NY TOKONY ATAO REHETRA , AZA VARINA MITADY FITAHIANA SY FAHOMBIAZANA FA OMENY ANAO MAIMAIMPOANA INY RAHA MANAO NY SITRAMPONY IANAO; Aza mangatak andro intsony fa sao rehefa avy eo lay fotoana , mbola tsy tara hoa ianao fa tapao ny hevitra ah! MIANDRY ANAO NY TOMPO I Tesaloniana 5 : 9. Fa Andriamanitra tsy nanendry antsika ho aminny fahatezerana, fa mba hahazo famonjena aminny alalani Jesoa Kristy Tompontsika, 10. Izay maty hamonjy antsika, mba hiara-belona aminy isika, na mahatsiaro na matory.AMEN!!
Posted on: Tue, 30 Dec 2014 11:22:27 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015