Misy mampiomehy mihintsy le olona , asa inona no hanaovana le FB - TopicsExpress



          

Misy mampiomehy mihintsy le olona , asa inona no hanaovana le FB rehefa tsy te hifandray @ olona maro be Fa angaha akia ry Mainty voatery ho olona fantatra vao ho mpinamana a! Hi3 ny ahy ny olona tsy misy sary ihany no tsy ataoko add fa akoatra zay ataoko daholo izay te hifandray @ko , ary ny hanaovako ity mba te hifandray sy hanana namana maro zaho fa tsy izy fantatro sy hitany masoko ihany no ho raisoko ho namana
Posted on: Fri, 13 Sep 2013 18:02:39 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015