OLANA za sipa 20taona; manana sipa eto mada sy any andafy za d - TopicsExpress



          

OLANA za sipa 20taona; manana sipa eto mada sy any andafy za d nanao vacance taty mada lay an andafy ef ho 2mois zay d iaraka (tato @ fb nfankaitanay) d milaza ipetraka aty fa ikarakara taratasy aloha d zao milaza tsy iverina intsony izy; d ny olana nef bevoaka 1mois et demi za d andainga an lay sipako eto mada za oe bevoakanao tsy mety satri lay an andafy afrikanina (senegaly be) . inona reto no ataoko?
Posted on: Sat, 05 Oct 2013 08:10:35 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015