THT LYRICS JUST AKAMA Sphynx : Yo Baby k’aiza k’aiza! tairo - TopicsExpress



          

THT LYRICS JUST AKAMA Sphynx : Yo Baby k’aiza k’aiza! tairo ianao ateriko na hoaiza na hoaiza / Sipa oatra anao ataoko tsara taiza, zah mba meo num andefasako mess/ D oz’enao oe « sy poinsa, car tu ne pense qu’à mes fesses/ T’es qu’un frimeur, un coureur qui se la pète devant sa caisse ». Aiza kosa Joh !izaho anie latsa- paka aminao / aza atosika oatran’izao, fa ny foko mitempo ho anao / Fa ny anao ny asesinao toa hoe izaho maditra, star ny rap dia manararaotra/ Ra tia anao ve zah dia diso tara lotra, tsy fidiny ho ahy ra be mpitsiriritra/ K’aza odiana fanina, kôziko eto imason’ny Fan / Olom-banina @zay ra sphinx f’efa nahita ilay number one/ Dia ianao to nimemeh, nvanitika sady niteny hoe: / Ra mpinamana dia ok, fa ny ankoatra izay aza manatena eh! Baby, zah anie mitalao, tsy kilalao fa mba mila anao / Tsy variana @ andilanao, fa anamboatra ny avenir-anao/ Dia oz’enao hoe: “NO NO, raha I sphinx tsy poinsa / Izaho tsy miaraka @ MC fa aleoko mijanona ho just friend/ Ref : Tsy koboko hoe taiza mintsy ilay nomerao “Phone” / Dia izany aza mba sainon-tsaino Fa isan’andro izao miantso anahy fona/ Tsy atoandro tsy @ marain- draina/ Sa tara angamba, dia manadala, miseho mahalala ahy, misàlasàla / Fa tsy sahy manambàra, dia te ho akama nefa tsy tafa/ Because I wanna just akama akama/ El Farao: Izao efa namandrika fa milamîna / izay hafa any ambadika any aninina/ Tena mety ho ratsy koa raha mbola ampina / fa revy niainga fotsiny ihany ilay tamin’iny/ Ianao aloa efa koboko fa efa mamo be eh!/ Dia lasa fa naterina tany an-trano dia eh/ Atreo aloa nilamina fa samy ok eh/ avy eo lasa nivadika ho degany be eh/ Antsoina antsoina foana refa misy credit / ilay jobako @zany lasa mikiredy/ Avy eo ianao mitetika ny ho fetsy fetsy / lazainao fa ny ankiziko tsy mety mety/ D inona? Ra just just friend dia maninona?/ Rehefa tsy mety ilay kajy dia mangina/ Ny antsika lasa trop loatra / ny fitiavanao aleo ho anao fa ny ahy efa any ankoatra/ Ref : Tsy koboko hoe taiza mintsy ilay nomerao “Phone” / Dia izany aza mba sainon-tsaino Fa isan’andro izao miantso anahy fona/ Tsy atoandro tsy @ marain- draina/ Sao tara angamba, dia manadala, miseho mahalala ahy, misàlasàla / Fa tsy sahy manambàra, dia te ho akama nefa tsy tafa/ Because I wanna just akama akama/ Jiizz: Baby, eo moa izao enoy fa zah anie mbola tsy niova, ny rap tsy nampiova/ Izaho tsy degany na koa hoe bandy reraka/ Rehefa mi-swagg ah dia tara atramin’ny Pelaka/ Just friend, tsy mety amin’ahy “My lady”/ Tsisy bedy na lany atramin’ny credit/ Rehafa m-slim d asina skuno sy pull/ Izay ndray ny “style” fa tsy zaho no be fliriny/ Kôzio direct, kôzio rehefa tsy poinsa/ Fa lany fostiny ny cred nefa ianao tsy mba taitra/ Fa sura ianao fa anenina ka iantso amin’heriny/ Dia tsarovy fe efa lasa koa Jizz Macmayne/ Raha izay ny fikanao io, mbola ho itanao io/ Itady anahy ianao ianao io Baby baby/ Nefa tsy mety ianao io, vetivety aleo aloha/ Fafako aloha ilay numero phone/ Ref : Tsy koboko hoe taiza mintsy ilay nomerao “Phone” / Dia izany aza mba sainon-tsaino Fa isan’andro izao miantso anahy fona/ Tsy atoandro tsy @ marain- draina/ Sao tara angamba, dia manadala, miseho mahalala ahy, misàlasàla / Fa tsy sahy manambàra, dia te ho akama nefa tsy tafa/ Because I wanna just akama akama/
Posted on: Thu, 03 Oct 2013 06:30:35 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015