Tsiky kely : Niresk ireto pasitera 3!!! Nifanaraka fa - TopicsExpress



          

Tsiky kely : Niresk ireto pasitera 3!!! Nifanaraka fa hifampitantara ny tsiambaratelony dia hifampivavaka mba hialana amin ratsy atao rehetra !!!!!! Pastera 1 : za ry izy mirahalahy dia tsy haiko izay mahazo anah fa tena tia vola loatra ah !!!!! rehefa ahazoako vola dia ataoko foana !!!! atramin rakitra ao ampiangonana aza indrai2 rehefa mihanahana ny mpanisa rakitra dia alaiko fa tsisy mahalala hoe za no maka anazy fa zareo ihany no miady ao !!!noho zany dia mangataka vavaka aminareo aho mba hialako amin izany ! pasitera2 :Zany ve ?????? za ndray ry izy mirahalahy tia vehivavy loatra !!!!tsy maharitra mihitsy aho fa dia ze vevavy hitako dia hiarahako daholo ,atramin corale , diakona ,mpiandry sns..... te hiala aho noho izany dia mangataka vavaka aminareo mirahalahy !!! Pasitera3 : Nigogogogo nitomany !!!!! Gaga izy roalahy namany sady nampangina azy !!!!! Fa misy inona hoy ireto namany ???? Mbola nivovo nitomany anefa izy sady nilaza fa grave be ny azy !!!Tatarao fa tsy maninona hoy ireto namany !! Sady nifokofoko nitomany ihany izy no niteny hoe :Za olona tia fosa olona , tia miresaka , ary tsy mba mahatazona tsiambaratelo izany mihitsy fa vao maheno zavatra dia tsy miandry ela dia mitatara amin olona izay mifanena amiko !!!!! Efa ela za no nivavaka ny mba hahafaka anzany sengy tsy mety afaka :( !!!! Koa mangataka vavaka ihany aho na dia fatatro aza fa tsy afaka vetivety izany !!!!!! P1& P2 : !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! grrrrrrrrrrrrrrrrrrrr Aime raha azonao ilay mampitsiky :p :D :D #Xti
Posted on: Sun, 03 Nov 2013 11:50:43 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015