Tsy maintsy hatao izay ifehezana ny vidin-tsolika mba tsy hiteraka - TopicsExpress



          

Tsy maintsy hatao izay ifehezana ny vidin-tsolika mba tsy hiteraka krizy hafa indray. Fitsinjovana ny tombotsoan’ny vahoaka no atao ka miditra an-tsehatra ny fanjakana. Mbola tazonina amin’ny vidiny amin’izao. Rehefa manome “subventions” ny fanjakana dia mitovy ny fiantraikany. Misy politika tokony apetraka mba tsy hitovy ny fiantraikany amin’ny vahoaka. Ny manana dia mandoa bebe kokoa ary ny tsy manana dia kely no alohany. Hiezahana ny hitazonana ny vidin-tsolika fa tsy hiakaran’ny vidim-piainana.
Posted on: Wed, 04 Dec 2013 17:48:32 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015