♪♫ Bodo - Mosoara ♪♫ Avalony tsara ilay - TopicsExpress



          

♪♫ Bodo - Mosoara ♪♫ Avalony tsara ilay mosoara Kotsan-dranomaso omaly hariva Raha nilaza izy fa tsy tia anao intsony Ary aza sasana fa tehirizo tsara Hampatsiahivanao azy any aoriana F’efa nisy izany, eny efa nisy F’izao aloha henoy ny hira Izay nataoko hamalifaly anao Ary asio ilay feo faharoa Mbola tsy ahafoizako anao Tsy maintsy mbola ho avy ilay andro Hiverenany eto indray Sy hamerenany ireo teny maminao fahiny Ary saino dieny izao ny havalinao azy Amin’izay fotoana izay Sao tonga indray ny alahelo tsy ho afaka intsony F’izao aloha ... Avalony tsara ilay mosoara Kotsan-dranomaso omaly hariva
Posted on: Fri, 27 Sep 2013 12:31:35 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015