CONSEIL rehefa manao fotoan @ olona d tsara raha tonga aloha na - TopicsExpress



          

CONSEIL rehefa manao fotoan @ olona d tsara raha tonga aloha na tara 15mn - raha @ 14h no fotoana dia tsara raha miala any an-trano adin 1 mialoha ny fotoana >>> za rehefa manao fotoana @ olona dia tonga aloha be foana za fa misy olona d tena taraiky be a!!! misy tara adin 1 ka atr@ adin 2 be zao ohatra raha @ 14h no fotona d za nef @ 13h45 d efa tonga eo @ lay toerana d tonga ny @ 14h d antsoiko lay olona - za efa eto 67!! - andraso eo fa za mbola vao miala aty an-trano (ivandry ohatra) Miandry za; mijery lera foan ; jerena ef @ 15h30 izy vao tonga... za nef ef reraka be may n masoandro; voky rivotra NB: rehefa mba manao fotoana @ko reto d mba tongav aloha na miala aloha any an-trano a!! Fa enao tsy ahita an an Andry GTM ho tara eo zan mihitsy. merci
Posted on: Thu, 03 Oct 2013 10:37:59 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015