Eh!! mba efa fantatrareo moa!!!!????? Ireto misy lalàna - TopicsExpress



          

Eh!! mba efa fantatrareo moa!!!!????? Ireto misy lalàna vitsivitsy tokony hataonny mpifankatia : 1-Ny lehilahy eo ankavanana rehefa mifampitantana eny an-dalana 2-Mitsena izay mirava aloha na miasa na mianatra 3-Mikimpy rehefa mifanoroka 4-Ny lehilahy no miantoka ny fandaniana rehetra rehefa mandeha mampiaraka: sakafo, frais, resto,spectacle,..... 5-Mila manohitra ny hevitry ny ankilany fa tsy manaraka am-bokony foana 6-Mihaona isan-kerinandro 7-Tsy mifanafina fihetsem-po raha misy mahafaly na mahatezitra na mampalahelo 8-Mifampiantso indray mandeha isanandro farafahakeliny fa tsy miandry antsoina foana 9-Mifanoro sy mifanitsy ary mifananatra @ zavatra rehetra 10-Mifampizara fitiavana @ alalanny fiteny, fihetsika, fiakanjo, sns Ny lalàna tsy voatery hoe tsy maintsy arahana fa misy foana ny mpandika azy ireny na izany aza misy ihany ny tsara ho fantatra!!!! Click jaime zay rehetra manam-pitiavana!!!! Partageo ty statut mba ho fantatry ny akamanao rehetra. #Randyh
Posted on: Tue, 22 Oct 2013 06:33:36 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015