Etsy angeh ianao eh !!!!!! Fatatrao ve hoe ohatra ny ahoana ny - TopicsExpress



          

Etsy angeh ianao eh !!!!!! Fatatrao ve hoe ohatra ny ahoana ny mahasamy hafa ny fitiavan ny lehilahy sy vehivavy ??????? Indro ampahafantarina anao izany anio !!!!!!!!! LEHILAHY : Ny fitiavan ny lehilahy dia MANIRY HO AZY !!!!aoana ko zan ?????? zao aza eh :) !!! ny fitavan ny lehilahy dia mety maniry amin tany rehetra andalovany na aiza na aiza !! ny lehilahy rehefa mitia olona iray dia tonga dia 100% saingy MIHENA arakaraky ny zavatra hitan ny masony izany !!!!!!!!VOAJANAHARY amin lehilahy ny mijery sipa na dia pasitera sy mompera aza ka amin ny zavatra hitan ny masony no hitiavany vehivavy !!!! izany hoe ny akamaroan ny lehilahy mba tsy hilazana hoe izy rehetra dia ny itan ny masony no hiarahany amin ny sipa iray !!!!!!! VEHIVAVY:Ny fitiavan ny vehivavy dia AMBOLENA !!!! aoana ko zan????? zao aza eh :) !! ny fitiavan ny vehivavy dia ohatran voninkazo , mila tondrahana isanandro , mila karakaraina be !!! arakaraky ny zavatra tsapany no mampitombo azy !! tsy mitovy amin ny an ny lehilahy hoe tonga de 100% fa manomboka amin ny 5% dia miha MITOMBO ka rehefa tonga 100% izany nefa misy olana tampoka dia izany no mahatonga ny sasany hamono tena !!!! Aime raha itanao fa marina izany !!! ampio kely raha mbola mahita fahasamihafana ianao !!! :) Xti#
Posted on: Thu, 10 Oct 2013 05:31:49 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015