Fa hany ataoko: aoka n fitondrantenanareo ho mendrika ny - TopicsExpress



          

Fa hany ataoko: aoka n fitondrantenanareo ho mendrika ny toetrareo(na ho tonga aho ka hahita anareo, na ts ho tonga), fa maharitra @ fanahy iray hianareo ka miray fo hiara-miezaka hampandroso ny finoana n filazantsara, ka ts ho azon ny fahavalo ampitahorina hianareo na @ inona na @ inona; fa @ ireo dia mariky n famonjena anareo kosa, sad av @ A/tra. Fa ïanareo efa nomena noho n an i Kristy, ts ny hino Az ïany, fa ny hiharam pahoriana koa noho n amny, dia manana izan ianareo, izay itanareo teo amiko sad mbola renareo fa ato amiko ïan ankeïtriny. Fil 1 : 27-30
Posted on: Sun, 11 Aug 2013 11:11:31 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015