Faly miarahaba anareo hanomboka herinandro vaovao feno - TopicsExpress



          

Faly miarahaba anareo hanomboka herinandro vaovao feno fahasambarana ny #morningd. Mahavita anao ve ny karamanao isam-bolana na ny argent de poche-nao, na ny bourse raisinao ? Ahavitanao tahiry na économie ve izy ireny sa andro vitsy dia ringana ? Misy tanjona foana ve isam-bolana hoe hividy télé, na solosaina na hanaovana trano sns? Inona izao ny tanjonao aminny tahiry izay ataonao ? Misy fotoana ve efa mahangona be dia be dia misy zavatra miseho dia tsy maintsy laniana ilay efa nangonina teo ? tantarao :)
Posted on: Mon, 04 Nov 2013 03:51:38 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015