Jaime b wanizay ty anu rehetra **Lyrics** Marion,Agrad s - TopicsExpress



          

Jaime b wanizay ty anu rehetra **Lyrics** Marion,Agrad s Skaiz-Lasako izy Marion: Miangavy anao jereo mitaraina Ianao manaiky ho adalaina Girl im-piry ianao no mangaina Ianao ve mba misaina? oh,Hainao fa izy mbola handao Hainao fa izy tsy ho anao Jereo izy mampahory anao manao kilalao Hainao fa ny aty efa niandry im-piry Hainao baby please... Zany hoe fahoriana Tsisy na oviana Any ianao hibaby ny hazo fijaliana REF: eoh...Dia veloma ialahy fa izy efa anahy eoh...aleoko iany leisy mampatsiahy sao dia... eoh...lasako izy tsisy idiranialahy fa efa ahy eoh...Fa mijaly foana izy tsy mety ho tsapanialahy Skaiz Izaho sendra nandalo Nifanene taminny tsin teny Andohalo Tsy nihambahamba fa nanantona avy hatrany Niarahaba anazy sady mody nanontany Fa maninona akia ndry no malahelo be? Tsy sahy niteny izy fa modu niohomehimehy Nefa ny ao am-pony koboko hoe blessé Izay rahateo koa ni-kôzy anahy hoe Laisse tombé Dia izaho tsy nisisika fa nanambitamby Niezaka nisangy hanadinoany animay bandy Nandeha ny sera, nihodina ny lera Ny niafarany nanontany ahy izy hoz izaho ve célibataire fafakolasako Fa tonga ihany ilay anjely kely efa nandrasako Lasako izy ary tsy ho averiko intsony Fa efa baboko ny fony e REF: Eoh........................................................................................................................................................................................................................... Agrad Izaho tsy nipi-maso sady tsy nanaoo hoe pssst pssst Fa vao nahita anahy izy tonga dia nitsikitsiky Izaho nanontany: eh baby, quest-ce quil ya? Dia izy namaly: Raha tsy mampaninona dia mba andraso kely aho! Izy nitsiky fa ny any am-pony maratra Dia lasa niova htraminny hira fihainony mahazatra Tapitra hatreo hoy izy ny anay ilay hoe mandrakizay Dia ho atolotro azy ilay Hivaly aminao ani Odiay Baby girl...aza miantso tody Fa raha tsy mampaninona dia andao ndry ateriko mody Sady jereo Ny andro efa madiva ho soir Fafao ny ranomaso dia inty ny akanjoko ataovy mouchoir Tonga tany aho Fisaorana no natolony 586 Hoy izy dia natolony anahy ny molony Lasako izy ary tst ho averiko intsony Fa izay ilay hoe Misokatra amini Agrad ny fony REF: eoh
Posted on: Fri, 08 Nov 2013 05:26:57 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015