Mbola tsara ee :) #morningd ahafahanao maneho hevitra sy milalao - TopicsExpress



          

Mbola tsara ee :) #morningd ahafahanao maneho hevitra sy milalao :) Lohahevitra iarahana WATERAID : 17 tapitrisa ny tsy manana lavapiringa eto madagasikara, inona no mahatonga ny olona tsy hanangana lavapiringa (W.C)? Noho ny fomba ve (ny maloto tsy fitahiry an-trano ) ? Sa ny tsy fananam-bola ?sa tsy fivakiana loha ? Tokantrano firy no tokony hitambatra lava-piringa ? Ny lava-piringa ivelanny tokantrano ve sa ny anatiny no metimety kokoa ? Zava-dehibe ho anao ve ny mahatsara, na mampanara-penitra ny lavapiringa ao an-tokantrano?
Posted on: Sat, 02 Nov 2013 03:54:22 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015