Miala tsiny aminareo izay manohana mafy candidat!!! Indrindra - TopicsExpress



          

Miala tsiny aminareo izay manohana mafy candidat!!! Indrindra ilay miseho ho ara-dalana sy favori fa tena leo be ny tenanay!!!! Izy ilay tena mahay lalana nefa ny miaraka aminy na code de la route aza tsy hainy!!! Mainka izany fa ny lalana hamehy ny fiainampirenena. De milaza hoe hamerina ny ara-dalana hono izy!!!! Hitantana sy hanasitrana ny firenena hono eee!!! Nefa mandamina famorianolona kely io aza tsy vitany! 2h ny tenanay vao tafody!!!! Efa reraka mbola ka sahia.... pfffff Dia hoe tsy jadona ilay narodana teo, dia hoe le tatezana no tena jadona!!! Nefa ny hitako androhany vao mainka Jadona annnn!!!! Nisy olona mba nanao tee shirt orange nandalo fa nakorotan zalah e!!! Nisy moa tsy manana ankajo dia mba nandray ireo tee shirt avy aminny candidats hafa, dia ompa sy orakoraka no nasetrinireo zanaki raDada izany! TENA MBOLA HO ELA VAO HANDROSO EEEE!!!!!! ILAY TOE TSAINA MBOLA MAHANTRA! Ny zavatra tena mba nampihetsika ny foko androhany dia ilay raim-pianakaviana maty an drano satria namonjy an janany! Avotra ilay zaza fa izy kosa namoy ny ainy noho ny fitiavanjanaka. Raha toy izany ilay dada andrasanny sasany sy ilay dadatoa sy dadafara sy ny dada... dia mety hisy zava banona eto! Fa raha izao aloha!? MIANDRY FA GASY Vato fotsy ny fanafodiny na omeo ireo tena kely chance ny vato e :)
Posted on: Wed, 23 Oct 2013 18:09:29 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015