Miala tsiny mandray fitenenana ry rahalahy sy anabavy. Ny tenanay - TopicsExpress



          

Miala tsiny mandray fitenenana ry rahalahy sy anabavy. Ny tenanay moa dia tsy any an toerana fa aty am pita efa 2 taona izao. Te hanipy teny aho mikasika ny fihelinny vaovao momba ny firenentsika aty ivelany. Tena efa voatsikera ary fatatry ny vahiny tsara mihitsy ny momba an iny coup dEtat t@2009 iny ary isaky ny misy manontany aho hoe avy aiza enao d vo miteny hoe Madagascar tonga d immédiat ny réaction-ny hoe : Votre président cest un DJ parait-il?... Mba mahalala menatra ihany moa ny tena indraindray dia mba mamaly hoe: Oui mais il passe juste un stage, il ne restera pas longtemps... Amiko personnellement dia qualificatif tena tsy mendrika ho ana mpitondra fanjakana le tonga dia hoe Dj... Fa sady henatra ho anny gasy aty am pita rehetra io bandy kely io no lasa henatra eo imason izao tontolo izao i Madagasikara. Tsotra ny constat-ko. T@ Ravalomanana teo @ fitondrana dia betsaka dia betsaka ny fahasoavana azo. Agriculture, Economie, Social sy Relation Internationale. Ary tsy ambanin izany rehetra izany dia tena nampivoatra ny condition dalimentation-ny malagasy maro ny produit TIKO. Noho ny FIALONANA PERSONNEL-ny sasany dia rava otran tsy nisy izany rehetra zany. Tsy haiko marina zay mbola hifikiran ireo eo @ fitondrana ireo @ fahefana nefa efa hitany izao fa efa simbany ny firenena. Ny anolona mba hoe Reconstruire pour améliorer, ny azy angamba hoe Détruire pour rebâtir. Ngamba hitany mety hampivoatra firenena koa hatraminny fandravana ny fanànana personnel an dRavalomanana. Izaho tsy hitsara hoe iza ny foza na iza ny orana fa raha mbola tsy te hiala eo @ toerana tsy mendrika azy akory izy, raha vitany ny manodinkodina valim pifidianana dia miomàna fa hisy 2e coup dEtat eo. Satria leo ny vahoaka. Sady leo no mijaly no maty noana. Mon opinion est simple. SEUL le gouvernement du PRESIDENT Ravalomanana ( inclus le Dr ROBINSON) a été capable damener un vent nouveau à Madagascar mais puisque malheureusement il nest pas là, je ne peux que faire ENTIEREMENT confiance à son représentant, le Dr JL ROBINSON. Donc pour ceux ( et il y en a pas mal ) qui veulent CONTREDIRE ce que je viens de dire, parlez, chariez, moquez-vous. Parce quà la fin vous allez tous CHIALER comme des babouins en manque de bananes (et de crabes) ... Ctait ApexChaz. De 94 Paris France. Peace!
Posted on: Sun, 27 Oct 2013 23:02:49 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015