Miala tsy afaka 27.10.13 ity ny olagna:Salama topokô ! Azafady fa - TopicsExpress



          

Miala tsy afaka 27.10.13 ity ny olagna:Salama topokô ! Azafady fa zaha misy problème . Zaha mbola pianatra @CUR DS kanefa zaha nanao tsaikitsaiky fa zahay samy mbola pianatra . Efa hainy Ray aman-dReny fiarahananay t@ voalohany fa tsinisy zavatra nolazainjare t@izay . Kanefa 1 taona taty aoriana noroahiny Ray aman-dReny ilay zazavavy fa mila manonkantrano zahay roa sady mila manao mariage koa . Rehefa nampitaiko t@ Ray aman-dReniko dia tezitra zareo ka nilaza tamiko hoe tsy handeha hanambady dianao fa hianatra . Inona no tokony hataoko ? Ka mba mangataka vaholana avy @ mpiandraikitra miala tsy afaka sy ny mpanaraka miala tsy afaka rehetra . Misaotra mialoha .
Posted on: Sun, 27 Oct 2013 17:24:18 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015