NENINA Kaikerin’ny nenina izy, Raha nandao ity - TopicsExpress



          

NENINA Kaikerin’ny nenina izy, Raha nandao ity akaninay Nangorina izato valizy Fa nanantena fiaina-milay Tsy ohatry ny anay, Kay, Kay, Ki … Kinanjo tsy izay no niseho Niezahana nafenimpenina, Voadona mafy tany ka leo Dia hoe aleo re aho mba hiverina. Ngah, ngah ny Fitia kilalao Fihetsempo io tsy azo sangina K’hiverin’aminao aho fa lao, Hiangavy farany sy hitalao Raha ts’izay hoan’ny ampasa-mangina Izaho anie tsy Ikopa e, Tonga namana vao ho mavo loko Ny tena marina aleo dia tsorina Efa lasan’I ANNN… hoa re ny foko! Kens Andrianjafy t@ al
Posted on: Fri, 09 Aug 2013 11:03:29 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015