OLANA ( FACEBOOK sy ny FITIAVANA ... ) za sipa ; mifankatia @ - TopicsExpress



          

OLANA ( FACEBOOK sy ny FITIAVANA ... ) za sipa ; mifankatia @ bandy 1 ato @ fb (marihiko fa mbola tsy niaona zahay) ; ny olana dia ity : ialany vanin foana za rehefa tsy mandef (sary avec soutien kely foana no tadiavin; indraindray moa NU) satria mifanalavitra hono zaay d zan mba tadiaviny d mandefa ihany za satri za matoky azy sy tia. Nefa rehefa angatahako sariny IZY dia sary 1 fotsiny no mba alefany oana (io hono d ef ampy; marihiko FA tsy misy sariny ato FBny) Angatahako numero ko izy tsy manome fa lazain fa miovaova foana hono n numerony noho ny asany; d asiko miantso eny @ taxiphone izy tsy mety fa aleo hono fb ihany fa ty efa gratuit... d zao izy milaza fa tsy mody indray ra tsy @ Janvier na fevrier nef lazain t@a @ty mois ty izy no mody aty Tana d miaona d mikarakara ny rarahanay (fisehoana sy sns...) Fanontaniana : mety mampiresaka fotsiny ve io BANDY io sa tena tia sa aona? sa manangona sarim-behivavy miboridana fotsiny no ataony ato @ facebook satri 100% n amis any manko sipa daholo) . misaotra tompoko
Posted on: Fri, 15 Nov 2013 17:58:03 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015