Ory ireto tena loza mihintsy ny ataon tony hopitaliml panjakana - TopicsExpress



          

Ory ireto tena loza mihintsy ny ataon tony hopitaliml panjakana tony fa narary ny zanako ny zoma lasa de nampidirina alahady(rfa tany izahay ny asabotsy fa tsy nampidiriny) teo de nentina tany de tsy hitantara aminareo fotsiny a hoe tsy nety nanome chambre payante zareo asa mitady tambony anga de meme pas tsy sitrana le zaza lundi atoandro de nalefany nody SATRIA tsy nanome tambony an zareo no tsy chambre payante de nalefany sans explication EFA AMPIAKARINA ISAN TAONA LE KARAMA FA EEEEEE SADY EN PLUS IANAO DR !!!!!!
Posted on: Fri, 09 Aug 2013 09:16:38 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015