So this is embarrassing but I received an email from an old friend - TopicsExpress



          

So this is embarrassing but I received an email from an old friend in Madagascar and I can hardly read any of it. It may only be an Easter message but I thought Id ask all the Madagascar alumni out there if they can understand it better than me. Miarahaba antsika rehetra tratry ny voaloham-bolana aminny taona, araka ny nametrahanny Tompo azy (Exod. 12:1-2; 13:4; 34:18), fa tsy araka ny nataonny olona, na Malagasy izy na inona. Tsy ny volana Apirily akory io, fa ny volana Abib na Nisan, araka ny fanisanandro hebireo. Volana manan-tantara tokoa, satria taminio volana io no nanafahanny Tompo ny zanakIsiraely taminny fanandevozana tao Ezipita. Taminio volana io koa no nanafahanny Tompo izao tontolo izao taminny fanandevozanny fahotana sy ny fahafatesana taminny Sorom-panavotana niaretany sy taminny nitsanganany taminny maty. Tsy trondronny volana Apirily io fa tena velona Izy ! Ary maro be ny vavolombelonizany. Ny fiadananny Tompo anie ho amintsika rehetra.
Posted on: Tue, 22 Apr 2014 00:46:31 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015