bjr!anonym azfd! tokny atokisana v? za band 24ans miaraka - TopicsExpress



          

bjr!anonym azfd! tokny atokisana v? za band 24ans miaraka @sipa 21ans.ny olana dia tiko tsotsa zao le sipa satria f mfampidtra antrano zay d za nef oz iz manome fitia bdb az d ts itany zay anaovany az.de toa pitié ny iarahany amko.d nampraf anà foana iz nef fiarahana ts dia nahartra s nis dikany nataony t@le raf.sendra nandea voyage detud iz d za ts nandea.d taraik t@band akama ef mafantatra fiarahnay zay iz.d niarak reo tany.d tany iany nef f nony nverna taty tanà reo dia ts niaraka tsony f nfampiandr we hanoy fiarahana sa ts. kanjo lay band nanao voad tany ampiagonana d halany lay sipako io amzao f diso fanantenana iz angamb mu tena tiany za s band io. ts kobko dahol zany rah ts naita clip souvenir nataony sipa t@ordiko za. d ntezerako d nteny ny marna ar nfona f ts anao intsony ono,juré. d iz njay zao mlaz f ra mis vola d karakaraina raharahanay,nef av nanao le voyage iz d nreska zay satria nis blem dia oz iz f ts mbola mila engagemen @tokatrano zany,satria mbol nanantena lay band. FANOTANINA : atokisana ve fa ts amerna adalana tsony iz.f nfona sy njuré mints mants iz f ts amerna ar itia ahy irer amzay f zao iz vao mahatsapa f ver ra tsis anah ????
Posted on: Wed, 04 Dec 2013 08:35:27 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015