voyage!!! Miomakomana nde anao voyage Efa vonona daol ny - TopicsExpress



          

voyage!!! Miomakomana nde anao voyage Efa vonona daol ny bagage De novaina atramn ny visage Nasina depli sy maquillage Nisavorovoro fa ande Ka saika tsita atram lakle De ny phone novaina occupé Fa refa any vô valina C De niainga ary zato ra fiara Mozika be aloan ny depart De tena naka filin tsara Adino atramle cherie malala Napetaka am sofina ny ôlkman Le mipetraka eo akaiky odina fan ;) Pôkatsaka sy voanjo no noanina De sady mieritreritra plan Refa tonga teny antsasadalana De naita ôtely iray fiinanana De iinana fa resin ny anoanana Ny voky mantsy maaraka ny naman *********************** à suivre !!!ha ha ha mbol mis mankafy be zao amle toiany kr kr kr ;) #Nadia
Posted on: Sat, 28 Sep 2013 12:55:30 +0000

Trending Topics



itual life lies in looking for big

Recently Viewed Topics




© 2015