Manao ahoana eee :) Talata sahady ny andro ee, jereo fa vetivety - TopicsExpress



          

Manao ahoana eee :) Talata sahady ny andro ee, jereo fa vetivety dia hifarana ity herinandro ity :) Nofohazinay t@ hirani Tempo gaigy ianao teo, iza no boys band na vahiny na malagasy nankafizinao na mbola ankafizinao @ izao ? Ry Miah zao mpankafy Unik sy Backstreet boys taloha :).Ianao ve anisanireo nankahala sy nanenjika bosyband t@ fotoanandrony ? inona no tena antony nankahalanao azy ? inona ny lohantenin-kiranboysband tsy adinonao ? ny ani Mamytiana izao Quit playing Games#BSB, ndao àry :)
Posted on: Tue, 15 Oct 2013 04:05:53 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015