ERXTRAIT Izy 4 mtsam (modifié kely ) :D Tena tsy faly aho. - TopicsExpress



          

ERXTRAIT Izy 4 mtsam (modifié kely ) :D Tena tsy faly aho. Tsy faly aho. Tsy faly aho. Tena tsy faly aho. Tsy faly aho. Tsy faly aho. Tena efa ela be aho zay tsy nahita mofogasy. Tsy nihaona, tsy niresaka, tsy nahita andRapasy Tena ela mihitsy aho no tsy nihinana sakamalao fa ny aty afrika atsimo tsisy afa tsy MANOFINOFY ani KALA LALAO Isanandro zao dia Lalao, rugby. Tenisany ve tsy malahelo ahy mihitsy e ? Zah anie te hody e fa toa misy blèm. Lay hoe dada mody, toa nivadika « v » ny « m » Teny @ tamboho zany ry Lalao a ! Aza varimbarina eo @ DOKTERA eo oa tena Raha tena mitady oa tena, raha tena mitady mpanankarena. Aza ôtrany mienaena fa i dada jerena e ! Aza matahotra minoa fotsiny ihany. Te ihinana yaourt a ? Vitatsika zany e. Vitatsika oa. Ampidino any ny tongotr’elah RAMAMY. Rah tsy zany dia ndana mipah A ! c’est toi RAJOELINA. Je sais très bien parler anglais. Ne me prenez pas pour un con. Je sais parler aussi la français. Pour preuve : voici la pont. Voici la pont. Tatezana. Tena sérieux aho oa fa aza iomehezana. JENERALY VITAL, sambory io. Na la pont na le pont, ça veut dire tetezana. Sahiko ny milaza aminareo f’efa vonona aho hatram’lay teo. Na andehanako biskleta ary io, na ilomanosako aza tongako io na rahoviana na rahoviana. Tena sérieux aho t@iny a.
Posted on: Wed, 04 Dec 2013 04:50:19 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015