HEVITRY NY NOFY ! mb publieo ty f mb tik angatahin - TopicsExpress



          

HEVITRY NY NOFY ! mb publieo ty f mb tik angatahin sosokevitr.Azafad. "tiko teneninareo @ko dikan nofiko ty sao d mb fantatrareo .Ndray andr zè nis sip miar mianatr @nè nanonof nanorok anah,zany niteneniny t@ko, ariv ny andr nitenenan anle nof t@ko nanonof nanorok anaz koa aho. Matetik be zahè roa manao hotrazè. Fa ts fantatr hoe inon zao dikan zan ! Nefa zahè roa samy manan olona hiarana. Sao d mb fantatrareo dikan zany ? " tsy tononin n anarak.
Posted on: Fri, 02 Aug 2013 12:35:37 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015