Jeu : Mot débile du jour : 1) Jeu terminé à 32 jaime et - TopicsExpress



          

Jeu : Mot débile du jour : 1) Jeu terminé à 32 jaime et expiré dans 1h00 2) Sujet : Fehezanteny iray : Na lahy na vavy dia samy miteny fehezan-teny henonao ka manaitra ny sofina rehefa sendra mba mandalo teny ho teny ianao ny androany. 3) Ny teny ratsy tsy tafiditra fa ho blokena izay miteny ratsy. 4) Ex : Mandreraka koa ilay Délestage ka .... Ex : Tena mamirifiry ny andro !! 5) Ilay mivoaka ho mpandresy (nahazo vote jaime betsaka) dia publientsika eo ny sary. 6) Olona 2 : vavy iray, lahy iray izay no mivoaka ho mpandresy. 7) Si quelquun aime votre phrase, ajoute le/la ...
Posted on: Thu, 24 Oct 2013 08:48:39 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015