MAHATOKY AHO FA TONGA SOA AO AN-TRANONAO IANAO ! ! ! TSY NOHON - TopicsExpress



          

MAHATOKY AHO FA TONGA SOA AO AN-TRANONAO IANAO ! ! ! TSY NOHON NY FAHAIZANAO ,SY FAHENDRENAO ANEFA NA NY FAHAKINGANAO NO NAHATONGANAO TSY NISY SAMPONA sy LOZA FA AOKA HO FANTATRAO FA NY ANJELINI JEHOVAH NO NIARO ANAO NIALA TAO AN-TRANO SY MIVERINA Ka sady voaharo ny trano nilaozanao no voahambina ianao ! FANTATRAO VE FA IANAO VAO HIALA NY TOKA-TRANONAO DIA HOY JEHOVAH : Indro, efa vitako tombo-kavatsa eo am-pelatanako hianao, ary ny mandanao dia eo anatrehako mandrakariva.( Isaia 49 : 16) ARY DIA TSY NISALASALA IZY NILAZA AMAINAO HOE Handidy ny anjeliny ny aminao Izy Mba hiaro anao eny amin’ izay rehetra halehanao (Salamo 91 : 11) TSARA NY MANANA ANANDRIAMANITRA RY ZAREO A! Tahaka ny tendrombohitra manodidina an’ i Jerosalema No anodidinan’ i Jehovah ny olony Hatramin’ izao ka ho mandrakizay (Salamo 125 : 2) AMEN ! !
Posted on: Tue, 19 Aug 2014 17:59:58 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015